• Alakamisy 29 Aprily 2021
Any Ivelany.VARIANT INDIEN EFA MIPARITAKA ANY AMINA FIRENENA 17

Miely haingana be ny “variant Indien” na B.1.617 izay tena mamono haingana dia haingana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2021
Any Ivelany.NITAINGINA NY “APOLLO 11” NODIMANDRY OMALY I MICHAEL COLLINS

Nodimandry omaly teo amin’ny faha-90 taonany vokatry ny homamiadana nahazo azy ilay Astronaute Amerikanina Michael Collins.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aprily 2021
Any Ivelany.LIGUE DES CHAMPIONS RESY 2-1 TAO AN-TANINY NY PSG

Resy tamin’ny isa 2-1 tao amin’ny Parc des Princes ny Paris Saint-Gérmain omaly nanoloana ny Manchester City

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2021
Any Ivelany.INFANTINO FILOHAN’NY FIFA NANDRAHONA IREO MIKETRIKA NY “SUPER LEAGUE”

Tsy misy fisalasana kely akory, fa ny FIFA dia mandà marindrano sy amin’ny fomba hentitra ny fikasan’ny klioba goavana 12 hanangana ny “Super league

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2021
Any Ivelany.FIFIDIANANA ANY ALLEMAGNE ARMIN LASCHET NO HISOLO AN’I MERKEL

I Armin Laschet no kandida ofisialin’ny Antoko Kaonservatera CDU (Union Chrétienne Démocrate)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2021
Any Ivelany.FANDROAHANA NY MASOIVOHO FRANTSAY HANAO LATSA-BATO NY DEPIOTE PAKISTANAIS

Nanao antso avo amin’ny hampitsaharana ny fampielezan-kevitra sy hetsi-panoherana ny Frantsay na ny

Hamaky ny tohiny
FTT